2 Fa fahasarotam-piaro toy ny an’Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo.+ Fa ny tenako mihitsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny+ lehilahy iray,+ mba hatolotro ho virjiny madio+ ho an’i Kristy+ ianareo.
4 Nifidy+ antsika izy talohan’ny nanorenana+ izao tontolo izao, mba ho tafaray amin’i Kristy isika, ary mba ho masina sy tsy misy tsiny+ eo anatrehan’Andriamanitra, noho ny fitiavana.+
14 Koa satria miandry izany zavatra izany ianareo, ry malala, dia ataovy izay rehetra azonareo atao mba ho hitany ho tsy misy pentina+ sy tsy misy tsiny ary ao amin’ny fihavanana ianareo,+ amin’ny farany.