Salamo 133:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Toy ny ando+ any an-tendrombohitra Hermona+ koa izany,Ka milatsaka eo amin’ireo tendrombohitr’i Ziona.+Fa nodidian’i Jehovah ho ao Ziona ny fitahiany,+Dia ny fiainana mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
3 Toy ny ando+ any an-tendrombohitra Hermona+ koa izany,Ka milatsaka eo amin’ireo tendrombohitr’i Ziona.+Fa nodidian’i Jehovah ho ao Ziona ny fitahiany,+Dia ny fiainana mandritra ny fotoana tsy voafetra.+