Salamo 110:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hanolo-tena an-tsitrapo+ ny olonao+ amin’ny andro anafihan’ny tafikao.+Ao anatin’ny fahamasinana+ sy ny famirapiratanaNo ahazoanao antokona tanora, izay toy ny ando ateraky ny maraina.+
3 Hanolo-tena an-tsitrapo+ ny olonao+ amin’ny andro anafihan’ny tafikao.+Ao anatin’ny fahamasinana+ sy ny famirapiratanaNo ahazoanao antokona tanora, izay toy ny ando ateraky ny maraina.+