Nomery 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa nalain’ny Israely ireny tanàna rehetra ireny. Ary nonenan’ny Israely ny tanàna rehetran’ny Amorita,+ dia i Hesbona+ sy ny tanàna rehetra niankina taminy. Josoa 21:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Hesbona+ sy ny kijanany, ary Jazera+ sy ny kijanany. Tanàna efatra izy rehetra.
25 Koa nalain’ny Israely ireny tanàna rehetra ireny. Ary nonenan’ny Israely ny tanàna rehetran’ny Amorita,+ dia i Hesbona+ sy ny tanàna rehetra niankina taminy.