1 Samoela 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary raiki-pitia tamin’i Davida i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Koa nolazaina tamin’i Saoly izany, ka sitrany. Tononkiran’i Solomona 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mampianiana+ anareo aho, ry zanakavavin’i Jerosalema+ ô: Raha hitanareo ny malalako+ dia ilazao izy fa azon’ny tazom-pitia aho.”+
20 Ary raiki-pitia tamin’i Davida i Mikala+ zanakavavin’i Saoly. Koa nolazaina tamin’i Saoly izany, ka sitrany.
8 “Mampianiana+ anareo aho, ry zanakavavin’i Jerosalema+ ô: Raha hitanareo ny malalako+ dia ilazao izy fa azon’ny tazom-pitia aho.”+