Tononkiran’i Solomona 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Andao isika hifoha maraina ho any an-tanimboaloboka, mba hahitantsika raha mitsimoka ny voaloboka,+ ary mivelatra ny vonin’ny zavamaniry,+ na efa mamelana ny ampongabendanitra.+ Any no hanehoako ny fitiavako anao.+
12 Andao isika hifoha maraina ho any an-tanimboaloboka, mba hahitantsika raha mitsimoka ny voaloboka,+ ary mivelatra ny vonin’ny zavamaniry,+ na efa mamelana ny ampongabendanitra.+ Any no hanehoako ny fitiavako anao.+