FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nesorina tsy ho eny amin’ny saham-boankazo ny fifaliana sy ny firavoravoana. Tsy misy mihoby sy mihorakoraka intsony eny an-tanimboaloboka.+ Ary tsy misy voaloboka hohitsakitsahina intsony ao amin’ny lavaka famiazam-boaloboka.+ Natsahatro tanteraka ny horakoraka.+

  • Isaia 32:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Aoka ianareo hikapo-tratra sy hitomany+ noho ny amin’ireo saha nahafinaritra+ sy ny voaloboka nahavokatra.

  • Amosa 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 ‘Ary hisy fidradradradrana any amin’ny tanimboaloboka rehetra,+ fa handalo eo aminareo aho’,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara