Isaia 8:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Rehefa hiondrika hijery ny tany anefa izy, dia hahita fahoriana sy haizina+ sy haizim-pito sy fotoan-tsarotra ary andro manjombona tsy misy mangirana.+ Fitomaniana 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nitsahatra ny fifalian’ny fonay, ary niova ho fisaonana ny fandihizanay.+
22 Rehefa hiondrika hijery ny tany anefa izy, dia hahita fahoriana sy haizina+ sy haizim-pito sy fotoan-tsarotra ary andro manjombona tsy misy mangirana.+