Salamo 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny vazan-tany efatra, ka hiverina aminy.+Ary hiankohoka eo anatrehanao ny fokom-pirenena rehetra.+ Salamo 98:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsaroany ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny tsy fivadihany tamin’ny taranak’Israely.+Nahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+ Marka 13:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary haniraka ny anjely izy sady hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany efatra, avy any amin’ny faran’ny tany ka hatrany amin’ny faravodilanitra.+
27 Hahatsiaro an’i Jehovah ny vazan-tany efatra, ka hiverina aminy.+Ary hiankohoka eo anatrehanao ny fokom-pirenena rehetra.+
3 Tsaroany ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny tsy fivadihany tamin’ny taranak’Israely.+Nahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany efatra.+
27 Ary haniraka ny anjely izy sady hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany efatra, avy any amin’ny faran’ny tany ka hatrany amin’ny faravodilanitra.+