FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary halefako ho eo aminareo ny bibidia,+ ka hataony fongana ny zanakareo,+ ary haringany ny biby fiompinareo. Ary hataony vitsy sisa ianareo, ka tsy hisy olona ny lalambenareo.+

  • Jeremia 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Ary izay mbola tavela amin’ireo sisa tsy maty tamin’ity taranaka ratsy fanahy ity, any amin’ny toerana rehetra hanaparitahako azy,+ dia haniry kokoa ny ho faty toy izay ny ho velona”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Ezekiela 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ho toy izany no hitranga rehefa hampihariko amin’i Jerosalema ny didim-pitsarako efatra mitera-doza,+ dia ny sabatra sy ny mosary sy ny bibidia masiaka ary ny areti-mandringana,+ mba ho ripaka daholo ny olona sy ny biby fiompy ao.+

  • Amosa 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 toy ny olona mandositra liona nefa sendra orsa, ary tafiditra ao an-trano izy ka mitehina amin’ny rindrina, dia kaikerin’ny bibilava.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara