Deoteronomia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+ Salamo 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nihozongozona sy nihovotrovotra ny tany,+Nihorohoro ny fototry ny tendrombohitra.+Nihozongozona tsy an-kijanona ireny satria nisy nampahatezitra Azy.+ Salamo 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanjary hita ny fanambanin’ny renirano,+Ary niharihary ny fototry ny tany lonaka,+Satria niteny mafy azy ianao, Jehovah ô, eny, ny fofonain’ny vavoronao no nitsofanao azy.+
22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+
7 Nihozongozona sy nihovotrovotra ny tany,+Nihorohoro ny fototry ny tendrombohitra.+Nihozongozona tsy an-kijanona ireny satria nisy nampahatezitra Azy.+
15 Nanjary hita ny fanambanin’ny renirano,+Ary niharihary ny fototry ny tany lonaka,+Satria niteny mafy azy ianao, Jehovah ô, eny, ny fofonain’ny vavoronao no nitsofanao azy.+