Salamo 97:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 97 Lasa mpanjaka i Jehovah!+ Aoka hifaly ny tany.+Aoka hiravoravo ny nosy maro.+ Apokalypsy 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 sady nanao hoe: “Misaotra anao izahay,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra,+ Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria noraisinao ny fahefanao lehibe+ ka efa nanomboka nanjaka+ ianao.
17 sady nanao hoe: “Misaotra anao izahay,+ Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra,+ Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria noraisinao ny fahefanao lehibe+ ka efa nanomboka nanjaka+ ianao.