FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 7:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hidera an’i Jehovah aho fa marina izy,+

      Ary hihira fiderana aho ho an’ny anaran’i+ Jehovah, ilay Avo Indrindra.+

  • Salamo 99:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Asandrato i Jehovah Andriamanitsika,+ ary miankohofa eo amin’ny fitoeran-tongony.+

      Masina izy.+

  • Salamo 145:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 145 Hanandratra anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka+ ô,

      Ary hidera ny anaranao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+

  • Hebreo 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aoka foana isika hanao sorona fiderana+ ho an’Andriamanitra amin’ny alalan’i Jesosy, dia ny vokatry ny molotra+ izay manao fanambarana ampahibemaso momba ny anarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara