FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Maro ny zavatra nataonao,+

      Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+

      Tsy misy azo ampitahaina aminao.+

      Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,

      Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+

  • Salamo 98:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+

      Fa mahagaga ny zavatra nataony.+

      Mahavonjy ny tanany ankavanana, eny, ny sandriny masina.+

  • Salamo 107:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Misaora an’i Jehovah noho ny hatsaram-panahiny feno fitiavana,+

      Sy noho ny asa mahatalanjona nataony ho an’ny zanak’olombelona.+

  • Salamo 145:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hidera ny asanao ny taranaka fara mandimby.+

      Ary ny asanao lehibe no hambaran’izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara