Salamo 33:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+ Isaia 28:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Izany koa dia avy amin’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ izay manana fikasana mahagaga, sady mahatontosa soa aman-tsara an’izay ataony.+ Hebreo 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nanao toy izany Andriamanitra ka nianiana rehefa te hampiseho mazava kokoa amin’ireo mpandova+ ny fampanantenana fa tsy miova+ ny fikasany.
11 Maharitra tsy miova mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fikasan’i Jehovah,+Ary tsy miova ny hevitry ny fony, na dia hatramin’ny taranaka fara mandimby aza.+
29 Izany koa dia avy amin’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ izay manana fikasana mahagaga, sady mahatontosa soa aman-tsara an’izay ataony.+
17 Ary nanao toy izany Andriamanitra ka nianiana rehefa te hampiseho mazava kokoa amin’ireo mpandova+ ny fampanantenana fa tsy miova+ ny fikasany.