FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary angony eo afovoan’ny tany malalaky ny tanàna ny zava-drehetra nobaboina tao, ka dory miaraka amin’ilay tanàna,+ ho fanatitra dorana manontolo ho an’i Jehovah Andriamanitrao. Aoka ho lasa korontam-bato miavosa ilay tanàna, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Tsy tokony haorina intsony izy io.

  • Isaia 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy aho: “Mandra-pahoviana, Jehovah ô?”+ Dia hoy izy: “Mandra-paharavan’ny tanàna, ka tsy hisy mponina intsony, sady tsy hisy olona intsony ao amin’ireo trano, ary ho lao ny tany,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara