FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 46:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Milefera ianareo, ary aoka ho fantatrareo fa izaho no Andriamanitra.+

      Hisandratra eo amin’ireo firenena aho,+

      Ary hisandratra eran-tany.”+

  • Salamo 66:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Milazà amin’Andriamanitra hoe: “Mampahatahotra tokoa ny asanao!+

      Lehibe ny herinao, ka hanatona anao amin-tahotra ny fahavalonao.+

  • Salamo 83:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ataovy afa-baraka tanteraka izy ireo,+

      Mba hitadiavan’ny olona ny anaranao, Jehovah ô!+

  • Ezekiela 38:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa izao no hataoko eo imason’ny firenena maro: Hasehoko ny fahalehibeazako sy ny fahamasinako+ ary hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara