Salamo 46:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Fialofana sy hery ho antsika Andriamanitra.+Mpanampy mora azo amin’ny fotoam-pahoriana izy.+ Salamo 121:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 I Jehovah no hiambina anao tsy hahita loza.+Eny, hiambina anao izy.+ Nahoma 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsara+ i Jehovah, sady fiarovana mafy+ amin’ny andro fahoriana.+ Fantany izay mitady fialofana eo aminy.+ Zefania 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hamelako olona manetry tena sy tsy mieboebo eo aminao.+ Ary ny anaran’i Jehovah no hialofany.+
7 Tsara+ i Jehovah, sady fiarovana mafy+ amin’ny andro fahoriana.+ Fantany izay mitady fialofana eo aminy.+