Salamo 69:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa mandany tanteraka ny heriko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao,+Ary mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.+ Salamo 89:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Sy ny nandatsan’ireo fahavalonao an’ilay voahosotrao, Jehovah ô,+Eny, ny nandatsan’izy ireo azy noho izay rehetra nataony.+
9 Fa mandany tanteraka ny heriko ny hafanam-poko ho an’ny tranonao,+Ary mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.+
51 Sy ny nandatsan’ireo fahavalonao an’ilay voahosotrao, Jehovah ô,+Eny, ny nandatsan’izy ireo azy noho izay rehetra nataony.+