Salamo 27:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+ Salamo 37:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+ Salamo 146:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Sambatra izay manana an’Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+ Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+
14 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah,+ manàna herim-po ary hatanjaho ny fonao,+Eny, aoka ianao hanantena an’i Jehovah.+
34 Aoka ianao hanantena an’i Jehovah sy hanaraka ny lalany,+Dia hanandratra anao izy ary handova ny tany ianao.+Ho hitanao ny handringanana ny ratsy fanahy.+
5 Sambatra izay manana an’Andriamanitr’i Jakoba ho mpanampy azy+ Sady manantena an’i Jehovah Andriamaniny,+