FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 118:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Vohay ny vavahadin’ny fahamarinana,+

      Mba hidirako sy hiderako an’i Jah.+

  • Salamo 118:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ity ny vavahadin’i Jehovah.+

      Ny marina no hiditra eo.+

  • Isaia 60:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Hatao misokatra foana ny vavahadinao,+ ka tsy hohidiana na andro na alina, mba hampidirana ao aminao ny fananan’ny firenena.+ Ny mpanjakany no ho loha laharana amin’ny fanaovana an’izany.+

  • Isaia 62:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mivoaha, mivoaha amin’ny vavahady! Karakarao ny lalan’ny olona!+ Manamboara, manamboara lalambe! Esory ny vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ny olona.+

  • Matio 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tery kosa ny vavahady ary ety ny lalana mankany amin’ny fiainana, ka vitsy no mahita azy.+

  • Apokalypsy 22:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Sambatra izay manasa ny akanjony,+ mba hananany zo hankeo amin’ny hazon’aina+ sy mba hahafahany hiditra amin’ny vavahady+ ho ao amin’ilay tanàna.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara