Zefania 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hamelako olona manetry tena sy tsy mieboebo eo aminao.+ Ary ny anaran’i Jehovah no hialofany.+ Malakia 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Hanitsakitsaka ny ratsy fanahy ianareo, satria ho toy ny vovoka eo ambany faladianareo ireny, amin’ny andro hanatanterahako izany”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
3 “Hanitsakitsaka ny ratsy fanahy ianareo, satria ho toy ny vovoka eo ambany faladianareo ireny, amin’ny andro hanatanterahako izany”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.