FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 29:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary fantatro tsara, ry Andriamanitro ô, fa mpandinika ny fo ianao+ sady mankasitraka ny fahitsiana.+ Raha ny amiko, dia tamin-kitsim-po no nanolorako an-tsitrapo an’ireo rehetra ireo, ary faly aho mahita ireto olonao ireto manolotra fanatitra an-tsitrapo ho anao.

  • Joba 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Nisy lehilahy iray atao hoe Joba+ tany amin’ny tany Oza.+ Lehilahy tsy nanan-tsiny+ izy, sady marina+ sy natahotra an’Andriamanitra+ ary nifady ny ratsy.+

  • Salamo 18:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Enga anie i Jehovah hamaly ahy araka ny fahamarinako,+

      Sy araka ny fahadiovan’ny tanako eo imasony!+

  • Ohabolana 20:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy mivadika ny olo-marina,+ ary sambatra izay zanany mandimby azy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara