Salamo 119:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hidera anao amin-kitsim-po aho,+Rehefa fantatro fa ara-drariny ny didim-pitsaranao.+ Efesianina 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa aza miadaladala intsony, fa fantaro+ hatrany izay sitrapon’i+ Jehovah.