Mika 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+
7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+