Salamo 63:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa mahatsiaro anao eo am-pandriako aho,+Mandritra ireo fotoam-piambenana amin’ny alina, dia misaintsaina momba anao.+ Salamo 119:62 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Mifoha aho amin’ny misasakalina mba hisaotra anao,+Fa ara-drariny ny didim-pitsaranao.+ Lioka 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tamin’izany andro izany, dia nankany an-tendrombohitra izy mba hivavaka,+ ary nandritra ny alina manontolo izy no nivavaka tamin’Andriamanitra.+
6 Rehefa mahatsiaro anao eo am-pandriako aho,+Mandritra ireo fotoam-piambenana amin’ny alina, dia misaintsaina momba anao.+
12 Tamin’izany andro izany, dia nankany an-tendrombohitra izy mba hivavaka,+ ary nandritra ny alina manontolo izy no nivavaka tamin’Andriamanitra.+