Salamo 63:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+Mangetaheta anao aho.+Maniry fatratra anao ny tenakoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+ Salamo 77:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hotsaroako ny mozika notendreko rehefa alina.+Hieritreritra lalina ato am-poko aho,+Ary hamakafaka tsara.
63 Andriamanitra ô, ianao no Andriamanitro, ary mitady anao foana aho.+Mangetaheta anao aho.+Maniry fatratra anao ny tenakoEto amin’ity tany maina sy karakaina tsy misy rano ity.+
6 Hotsaroako ny mozika notendreko rehefa alina.+Hieritreritra lalina ato am-poko aho,+Ary hamakafaka tsara.