FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 28:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Fa tsy ahoan’ireny izay ataon’i Jehovah+

      Sy ny asan’ny tanany.+

      Hotorotoroin’Andriamanitra ireny, ary hataony tsy ho tafarina intsony.

  • Isaia 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary misy harpa sy lokanga sy ampongatapaka sy sodina ary divay ao amin’ny fanasan’izy ireo,+ kanefa tsy ahoany ny zavatra ataon’i Jehovah, ary tsy hitan’izy ireo ny asan’ny tanany.+

  • Hosea 11:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Mifidy ny hivadika amiko ny oloko.+ Antsoina ho any amin’izay avo izy, nefa tsy misy mitsangana na iray aza.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara