Salamo 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mitsangàna,+ Jehovah ô! Aoka ianao hanainga ny tananao+ Andriamanitra ô!Aza hadinoina ny ory.+ Mika 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ho avo noho ny fahavalonao ny tananao,+ ka ho ringana ny fahavalonao rehetra.”+