Deoteronomia 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Firenena tsy mieritreritra+ ny IsraelySady tsy misaina.+ Salamo 32:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza manao toy ny soavaly na ny ramole tsisy saina.+Lamboridy sy tady no ihazonana azy tsy hitrifana,+Raha tsy izany izy tsy manatona anao.”+ Romanina 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+
9 Aza manao toy ny soavaly na ny ramole tsisy saina.+Lamboridy sy tady no ihazonana azy tsy hitrifana,+Raha tsy izany izy tsy manatona anao.”+
28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+