Joba 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha maty ny lehilahy tomady, dia ho velona indray ve izy?+Hiandry aho mandritra ny andro rehetra anerena ahy hiandry,+Mandra-pahatongan’ny fanafahana ahy.+ Mpitoriteny 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa foana koa ny fitiavany sy ny fankahalany ary ny fialonany.+ Tsy misy anjarany intsony amin’izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro.+ Jeremia 51:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “Raha iny mbola mafana fo iny izy ireo, dia hanaovako fanasambe sy hataoko mamo, mba hifalifaliany.+ Koa hatory mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo ka tsy hifoha”,+ hoy i Jehovah. Matio 25:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+
14 Raha maty ny lehilahy tomady, dia ho velona indray ve izy?+Hiandry aho mandritra ny andro rehetra anerena ahy hiandry,+Mandra-pahatongan’ny fanafahana ahy.+
6 Efa foana koa ny fitiavany sy ny fankahalany ary ny fialonany.+ Tsy misy anjarany intsony amin’izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro.+
39 “Raha iny mbola mafana fo iny izy ireo, dia hanaovako fanasambe sy hataoko mamo, mba hifalifaliany.+ Koa hatory mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo ka tsy hifoha”,+ hoy i Jehovah.
46 Ary ho any amin’ny fandringanana mandrakizay ireo,+ fa ny olo-marina kosa ho any amin’ny fiainana mandrakizay.”+