Mpitsara 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny zanak’Israely+ hoe: “Efa nanota taminao izahay,+ satria efa nahafoy an’Andriamanitray ka manompo an’ireo Bala.”+ Salamo 77:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nitady an’i Jehovah aho tamin’ny andro fahoriako.+Tsy sasatry ny nitsotra teo anatrehany ny tanako nandritra ny alina,Ary tsy nety nampiononina aho.+ Salamo 78:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Isaky ny nandringana anefa izy, dia nikaroka azy izy ireo,+Ka niverina sy nitady an’Andriamanitra.+ Hosea 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Handeha aho ka hiverina any amin’izay nisy ahy, mandra-panefany ny saziny.+ Dia hangataka hihaona amiko* izy.+ Ary hitady ahy izy+ rehefa azom-pahoriana mafy.”+
10 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah ny zanak’Israely+ hoe: “Efa nanota taminao izahay,+ satria efa nahafoy an’Andriamanitray ka manompo an’ireo Bala.”+
2 Nitady an’i Jehovah aho tamin’ny andro fahoriako.+Tsy sasatry ny nitsotra teo anatrehany ny tanako nandritra ny alina,Ary tsy nety nampiononina aho.+
34 Isaky ny nandringana anefa izy, dia nikaroka azy izy ireo,+Ka niverina sy nitady an’Andriamanitra.+
15 Handeha aho ka hiverina any amin’izay nisy ahy, mandra-panefany ny saziny.+ Dia hangataka hihaona amiko* izy.+ Ary hitady ahy izy+ rehefa azom-pahoriana mafy.”+