Genesisy 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary izay niditra dia lahy sy vavy, avy tamin’ny karaza-nofo rehetra, araka izay nandidian’Andriamanitra an’i Noa. Dia nohidian’i Jehovah ny varavarana.+ Eksodosy 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary makà hysopa*+ iray fehezana, ka atsobohy ao amin’ilay ra anaty koveta. Dia akao ny ra anaty koveta, ka ahosory eo amin’ny tataom-baravarana sy eo amin’ny tolàna roa. Ary aza misy mivoaka ny varavaran’ny tranonareo ianareo mandra-maraina. Salamo 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ianao no fiafenako, ary hiaro ahy tsy ho azom-pahoriana ianao.+Fihobiana no hataonao manodidina ahy satria manafaka ahy ianao.+ Sela. Salamo 91:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny volon’elany no hisakanany an’izay manatona hamely anao,+Ary ao ambany elany no hialofanao.+Ho ampinga+ lehibe ny fahamarinany,+ sady ho manda fiarovana. Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy,+ ary mihazakazaka ho ao ny marina ka voaro.+
16 Ary izay niditra dia lahy sy vavy, avy tamin’ny karaza-nofo rehetra, araka izay nandidian’Andriamanitra an’i Noa. Dia nohidian’i Jehovah ny varavarana.+
22 Ary makà hysopa*+ iray fehezana, ka atsobohy ao amin’ilay ra anaty koveta. Dia akao ny ra anaty koveta, ka ahosory eo amin’ny tataom-baravarana sy eo amin’ny tolàna roa. Ary aza misy mivoaka ny varavaran’ny tranonareo ianareo mandra-maraina.
7 Ianao no fiafenako, ary hiaro ahy tsy ho azom-pahoriana ianao.+Fihobiana no hataonao manodidina ahy satria manafaka ahy ianao.+ Sela.
4 Ny volon’elany no hisakanany an’izay manatona hamely anao,+Ary ao ambany elany no hialofanao.+Ho ampinga+ lehibe ny fahamarinany,+ sady ho manda fiarovana.