14 Ho toy ny liona tanora aho ho an’i Efraima,+ ary ho toy ny liona tanora matanjaka ho an’ny taranak’i Joda. Izaho no hamiravira azy sy handeha hitondra azy. Ary tsy hisy hamonjy izy.+
7 Tehirizina ho amin’ny afo+ amin’ny alalan’izany teny izany koa anefa ny lanitra+ sy ny tany+ ankehitriny, ka atokana ho amin’ny andro fitsarana+ sy fandringanana an’ireo tsy matahotra an’Andriamanitra.+