FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 23:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ny olona tsy manjary+ rehetra kosa dia toy ny tsilo+ ailikilika,+

      Fa tsy raisina amin’ny tanana.

  • Isaia 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ho lasa afo+ ilay Fahazavan’ny+ Israely, ary ho lelafo+ Ilay Masiny. Hirehitra midedadeda izy io, ka holevoniny ao anatin’ny iray andro ny ahidratsy sy ny tsilon’i+ Asyria.

  • Hebreo 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa raha tsilo sy ahidratsy kosa no vokarin’izany tany izany, dia tsy misy ilana azy* ilay izy ary tsy ho ela dia hozonina,+ ka hodorana no hiafarany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara