Isaia 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy hitodika any amin’ireo alitara+ nataon’ny tanany+ izy. Ary tsy hobanjininy izay nataon’ny rantsantanany, na ny tsato-kazo masina izany na ny fandoroana emboka manitra.+ Mika 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hofoanako tsy ho eo aminao ny sary sokitra ivavahanao sy ny tsangambatonao masina, ka tsy hiankohoka intsony eo anoloan’ny asan’ny tananao ianao.+
8 Tsy hitodika any amin’ireo alitara+ nataon’ny tanany+ izy. Ary tsy hobanjininy izay nataon’ny rantsantanany, na ny tsato-kazo masina izany na ny fandoroana emboka manitra.+
13 Hofoanako tsy ho eo aminao ny sary sokitra ivavahanao sy ny tsangambatonao masina, ka tsy hiankohoka intsony eo anoloan’ny asan’ny tananao ianao.+