Romanina 11:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 ary izany no fomba hamonjena ny Israely+ rehetra, araka ny voasoratra hoe: “Hivoaka avy ao Ziona ny mpanafaka+ ka hampiala an’i Jakoba amin’ny fanao ratsiny.+
26 ary izany no fomba hamonjena ny Israely+ rehetra, araka ny voasoratra hoe: “Hivoaka avy ao Ziona ny mpanafaka+ ka hampiala an’i Jakoba amin’ny fanao ratsiny.+