FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra ny mponin’i Joda izay niely.+

  • Isaia 49:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsangako ho hitan’ireo firenena ny tanako,+ ary hatsangako ho hitan’ireo vahoaka ny tsato-kazo famantarana+ nomeko. Dia hotrotroin’izy ireo ny zanakao lahy, ary hoentiny eny an-tsoroka ny zanakao vavy.+

  • Isaia 62:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mivoaha, mivoaha amin’ny vavahady! Karakarao ny lalan’ny olona!+ Manamboara, manamboara lalambe! Esory ny vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ny olona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara