13 Hena+ no atolotr’izy ireo ho sorona fanomezana ho ahy, ary nihinana zavatra tsy tian’i Jehovah izy.+ Hotsarovan’Andriamanitra ny fahadisoan’izy ireo, ka hataony ampamoaka izy noho ny fahotany.+ Tany Ejipta no niverenan’izy ireo.+
10 Hampodiko avy any Ejipta izy ireo,+ ary avy any Asyria no hanangonako azy.+ Hoentiko ho any Gileada+ sy Libanona izy ireo, satria tsy misy toerana ho antonona azy rehetra.+