Salamo 95:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Midira ka aoka isika hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany.+Aoka isika handohalika+ eo anatrehan’i Jehovah Mpanao antsika.+ Zakaria 14:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ary ny sisa tavela amin’ny firenena rehetra izay tonga hiady amin’i Jerosalema,+ dia hiakatra isan-taona+ hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka,+ dia i Jehovah Tompon’ny tafika,+ sy hankalaza ny fetin’ny trano rantsankazo.+
6 Midira ka aoka isika hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany.+Aoka isika handohalika+ eo anatrehan’i Jehovah Mpanao antsika.+
16 “Ary ny sisa tavela amin’ny firenena rehetra izay tonga hiady amin’i Jerosalema,+ dia hiakatra isan-taona+ hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka,+ dia i Jehovah Tompon’ny tafika,+ sy hankalaza ny fetin’ny trano rantsankazo.+