Hebreo 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny ventin-kanina kosa dia ho an’ny olona matotra, izay manana fahaiza-misaina+ efa nozarina hanavaka ny tsara sy ny ratsy,+ satria nampiasaina.
14 Fa ny ventin-kanina kosa dia ho an’ny olona matotra, izay manana fahaiza-misaina+ efa nozarina hanavaka ny tsara sy ny ratsy,+ satria nampiasaina.