FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 118:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ny vato nolavin’ny mpanao trano+

      No tonga vato fehizoro.+

  • Romanina 9:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 araka ny voasoratra hoe: “Mametraka vato+ mahatafintohina sy vatolampy mahalavo+ ao Ziona aho, nefa tsy ho diso fanantenana izay mino azy io.”+

  • 1 Petera 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa izao no voalazan’ny Soratra Masina: “Mametraka vato ao Ziona aho, dia vato voafidy, vato fehizoro sarobidy. Tsy hisy ho diso fanantenana mihitsy izay mino azy io.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara