Salamo 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany lonaka,+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+ Salamo 35:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsarao araka ny fahamarinanao aho, Jehovah Andriamanitro ô!+Aza avela ho faly amin’ny fahavoazako izy ireo.+ Jeremia 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mitsara araka ny rariny+ anefa i Jehovah Tompon’ny tafika. Mandinika ny voa sy ny fo izy.+ Enga anie aho hahita ny hamalianao an’ireny, satria taminao no nanambarako ny adiko mba hotsarainao!+
24 Tsarao araka ny fahamarinanao aho, Jehovah Andriamanitro ô!+Aza avela ho faly amin’ny fahavoazako izy ireo.+
20 Mitsara araka ny rariny+ anefa i Jehovah Tompon’ny tafika. Mandinika ny voa sy ny fo izy.+ Enga anie aho hahita ny hamalianao an’ireny, satria taminao no nanambarako ny adiko mba hotsarainao!+