Salamo 30:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa vetivety ihany ny fahatezerany,+Fa mandritra ny androm-piainana kosa ny fankasitrahany.+Tonga hivahiny ny fitomaniana amin’ny takariva,+ fa fihobiana kosa no mandimby azy rehefa maraina.+ Salamo 103:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hamerimberina hanameloka antsika foana noho ny fahadisoantsika izy,+Na hanao an-dolompo mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+
5 Fa vetivety ihany ny fahatezerany,+Fa mandritra ny androm-piainana kosa ny fankasitrahany.+Tonga hivahiny ny fitomaniana amin’ny takariva,+ fa fihobiana kosa no mandimby azy rehefa maraina.+
9 Tsy hamerimberina hanameloka antsika foana noho ny fahadisoantsika izy,+Na hanao an-dolompo mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
18 Iza no Andriamanitra tahaka anao,+ izay mamela fahadisoana sy mamela* ny heloky+ ny sisa amin’ny lovanao?+ Tsy ho tezitra mandrakizay izy, satria tia hatsaram-panahy feno fitiavana.+