FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 47:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hanjo anao tampoka ao anatin’ny indray andro+ anefa ireto zavatra roa ireto: Hamoy zanaka ianao, ary ho lasa mpitondratena. Ho tanteraka aminao daholo izany,+ noho ianao fatra-pilalao ody sy mampiasa ozona famosaviana faran’izay mahery, ka manaram-po tanteraka amin’izany.+

  • Isaia 48:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Efa nolazaiko hatry ny ela ny zavatra tany am-boalohany. Naloaky ny vavako ireny, ary nambarako foana.+ Tampoka teo dia nanao zavatra aho, ka tanteraka izay nolazaiko.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara