FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Raha ny amin’i Jehovah, dia hihorohoro izay miady aminy.+

      Ary izy hampirefotra kotroka avy any an-danitra+ mba hamelezana an’ireny.

      I Jehovah mihitsy no hitsara ny tany manontolo,+

      Mba hanomezany hery ny mpanjakany,+

      Sy mba hanandratany ny tandroky ny voahosony.”+

  • Jeremia 50:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Nosokafan’i Jehovah ny trano fitehirizany fitaovam-piadiana, ka navoakany ny fitaovam-piadiany ho fanamelohana an’i Babylona.+ Fa misy asa ataon’i Jehovah Tompon’ny tafika sady Tompo Fara Tampony,+ any amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+

  • Nahoma 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy mora tezitra+ i Jehovah, ary lehibe ny heriny.+ Tsy hataon’i Jehovah ho afa-maina mihitsy izay tokony hosazina.+

      Ao amin’ny rivotra mandravarava sy ny tafio-drivotra ny lalany, ary toy ny vovoka mitora-jofo avy eo ambany tongony ny rahona.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara