Isaia 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy izy: “Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: ‘Handre foana ianareo, nefa tsy hahazo ny hevitr’izany, ary hijery foana ianareo, nefa tsy hahazo fahalalana mihitsy.’+
9 Ary hoy izy: “Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: ‘Handre foana ianareo, nefa tsy hahazo ny hevitr’izany, ary hijery foana ianareo, nefa tsy hahazo fahalalana mihitsy.’+