Matio 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa very maina ny mbola ivavahany foana amiko, satria didin’olombelona no ampianariny.’”+ Marka 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ataonareo tsinontsinona ny didin’Andriamanitra fa ny fomban-drazana no ifikiranareo.”+ Kolosianina 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 ny amin’ny zavatra izay samy tsy maintsy ho levona rehefa avy nampiasaina, araka ny didy sy ny fampianaran’olombelona?+
22 ny amin’ny zavatra izay samy tsy maintsy ho levona rehefa avy nampiasaina, araka ny didy sy ny fampianaran’olombelona?+