Isaia 41:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hokororohinao+ ireny ka hopaohin’ny rivotra,+ ary haelin’ny tafio-drivotra.+ Dia hifaly amin’i Jehovah ianao,+ ary Ilay Masin’ny Israely no ho reharehanao.”+
16 Hokororohinao+ ireny ka hopaohin’ny rivotra,+ ary haelin’ny tafio-drivotra.+ Dia hifaly amin’i Jehovah ianao,+ ary Ilay Masin’ny Israely no ho reharehanao.”+