Isaia 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hisandratra kosa i Jehovah Tompon’ny tafika noho ny fampiharany didim-pitsarana.+ Ary hanamasina ny tenany noho ny fanaovany ny rariny+ ilay tena Andriamanitra, eny, Ilay Masina.+
16 Hisandratra kosa i Jehovah Tompon’ny tafika noho ny fampiharany didim-pitsarana.+ Ary hanamasina ny tenany noho ny fanaovany ny rariny+ ilay tena Andriamanitra, eny, Ilay Masina.+